Entry | 1 tsy misy madilana maito hotohizina |
Elementary words | 2 tsy misy, madilana, maito, tohizina |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 ara-bakiteny: (toy ny landy) tsy misy manify na kely andilana hofenoina na tapaka hotohizina 5 Tsara sy feno tanteraka, tsy misy tsy ampy hampiana na simba hamboarina [1.1] |
Synonyms | 6 tsy misy madilana hotentenana |
Updated on 2023/11/20 |